2 Samuel 17:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nitoby tany amin’ny tany Gileada ny Israely sy i Absaloma.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia tany amin’ny tany Galaada no nitoby i Israely sy i Absalôma.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nitoby tao amin’ny faritany Gilehada i Absalôma sy ny Israelita.
Malagasy Bible 1865
Ary ny Isiraely sy ny Absaloma nitoby tany amin'ny tany Gileada.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nitoby tany amin’ny tany Gileada ny Israely sy i Absaloma.
malagasy
Ary ny Isiraely sy ny Absaloma nitoby tany amin'ny tany Gileada.