2 Samuel 17:27 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony tonga tao Mahanaima i Davida dia indreo, tamy i Soby, zanak’i Nahasy, avy any Raban’ny taranak’i Amona sy i Makira, zanak’i Amiela, avy any Lo-Debara ary i Barizilay gileadita, avy any Rogelima,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony tonga tao Mahanaîma i Davida, dia indreo i Sôbì zanak’i Naasa, avy any Rabàn’ny taranak’i Amôna, sy i Makira, zanak’i Amiela, avy any Lôdobara, ary i Berzelaia Galaadita, avy any Rôgelima,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa tonga tao Mahanaîma i Davida, dia indreo tamy i Sôbỳ zanakalahin’i Nahasy avy any Rabà renivohitry ny Hamônita, sy i Makira zanakalahin’i Hamiela avy any Lô-Debàra, ary i Barzilay izay Gilehadita avy any Rôgelima.
Malagasy Bible 1865
Ary nony tonga tao Mahanaima Davida, dia, indreo, tamy Soby, zanak'i Amona, sy Makira, zanak'i Amiela, avy any Lo-debara, ary Barzilay Gileadita, avy any Rogelima,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony tonga tao Mahanaima i Davida dia indreo, tamy i Soby, zanak’i Nahasy, avy any Raban’ny taranak’i Amona sy i Makira, zanak’i Amiela, avy any Lo-Debara ary i Barizilay gileadita, avy any Rogelima,
malagasy
Ary nony tonga tao Mahanaima Davida, dia, indreo, tamy Soby, zanak'i Amona, sy Makira, zanak'i Amiela, avy any Lo-debara, ary Barzilay Gileadita, avy any Rogelima,