2 Samuel 17:28 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
avy mitondra fandriana sy lamba volonondry, vilany tany sy varimbazaha isan-karazany, koba, lango, tsaramaso, voanemba, voanemba voaendy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
tonga nanatitra fandriana, vilia, kapoaka tany, frômenta, orja, lafarina, lango, tsaramaso, voanemba, lango,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izy telo lahy ireo dia nitondra ho an’i Davida sy ny olona tafaraka taminy fitaovam-pandriana, lamba volonondry, lovia bakoly sy vilany tany, ary sakafo isan-karazany: varimbazaha, ôrza, lafarinina, lango, tsaramaso, voanemba,
Malagasy Bible 1865
Avy mitondra fandriana sy bakoly sy vilany tany sy vary hordea sy koba sy lango sy tsaramaso sy voanemba ary voanemba voaendy
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
avy mitondra fandriana sy lamba volonondry, vilany tany sy varimbazaha isan-karazany, koba, lango, tsaramaso, voanemba, voanemba voaendy,
malagasy
Avy mitondra fandriana sy bakoly sy vilany tany sy vary hordea sy koba sy lango sy tsaramaso sy voanemba ary voanemba voaendy [erva lenta]sy tantely sy rononomandry sy ondry ary zanak'omby ho an'i Davida sy ny olona nanaraka azy; fa hoy izy: Noana sy sasatra ary mangetaheta atỳ an-efitra ny vahoaka.[Na: rononomandrin'omby]