2 Samuel 17:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
tantely, rononomandry, ondry ary zanak’omby ho an’i Davida sy ny olona nanaraka azy; fa hoy izy: Noana sy sasatra ary mangetaheta atỳ an-tany efitra ny vahoaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
tantely, dibera, ondry, ary frômazin’omby: nateriny izany mba hohanin’i Davida sy ny vahoaka tao aminy, fa hoy izy: «Nihafy tamin’ny hanoanana sy ny fahasasarana ary ny hetaheta any an’efitra ity vahoaka ity.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
tantely, rononomandry, ary hena ondry sy hena omby; fa hoy izy telo lahy hoe: «Matin-kanoanana sy main’ny hetaheta ary sasatry ny dia tany an-taniefitra ireo olona ireo.»
Malagasy Bible 1865
sy tantely sy rononomandry sy ondry ary zanak'omby ho an'i Davida sy ny olona nanaraka azy; fa hoy izy: Noana sy sasatra ary mangetaheta atỳ an-efitra ny vahoaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
tantely, rononomandry, ondry ary zanak’omby ho an’i Davida sy ny olona nanaraka azy; fa hoy izy: Noana sy sasatra ary mangetaheta atỳ an-tany efitra ny vahoaka.
malagasy
sy tantely sy rononomandry sy ondry ary zanak'omby ho an'i Davida sy ny olona nanaraka azy; fa hoy izy: Noana sy sasatra ary mangetaheta atỳ an-efitra ny vahoaka.[Na: rononomandrin'omby]