2 Samuel 17:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Haveriko ho etỳ aminao ny vahoaka rehetra avy eo; miankina amin’io lehilahy tadiavinareo io ny hiverenan’ny vahoaka rehetra ka hiadana ny olona rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia hoentiko mankatỳ aminao indray ny vahoaka rehetra, fa io lehilahy tadiavinao hasiana io dia mety raha hesorina izy io, mba hiverenan’izy rehetra, dia hiadana ny vahoaka rehetra.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia haveriko ho atỳ aminao ny vahoaka rehetra; satria miankina amin’ny fahazoana io lehilahy tadiavinao io ny hiverenan’ny besinimaro aminao ka hiadanan’ny vahoaka rehetra.
Malagasy Bible 1865
dia haveriko ho etỳ aminao ny vahoaka rehetra miankina amin'io lehilahy tadiavinareo io ny hiverenan'ny vahoaka rehetra, ka dia hiadana ny olona rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Haveriko ho etỳ aminao ny vahoaka rehetra avy eo; miankina amin’io lehilahy tadiavinareo io ny hiverenan’ny vahoaka rehetra ka hiadana ny olona rehetra.
malagasy
dia haveriko ho etỳ aminao ny vahoaka rehetra miankina amin'io lehilahy tadiavinareo io ny hiverenan'ny vahoaka rehetra, ka dia hiadana ny olona rehetra.