2 Samuel 17:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia sitrak’i Absaloma sy ny loholon’ny Israely rehetra izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nankasitrahin’i Absalôma sy ny loholon’i Israely rehetra izany teny izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nahafaly an’i Absalôma sy ny loholon ’i Israely rehetra izany hevitra izany.
Malagasy Bible 1865
Ary sitrak'i Absaloma sy ny loholon'ny Isiraely rehetra izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia sitrak’i Absaloma sy ny loholon’ny Israely rehetra izany.
malagasy
Ary sitrak'i Absaloma sy ny loholon'ny Isiraely rehetra izany.