2 Samuel 17:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kanefa hoy i Absaloma: Mba antsoy kosa i Hosay arkita, ary aoka ho rentsika koa izay teniny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nefa hoy i Absalôma: «Mba antsoy ihany koa i Kosaia, Arakita, mba handrenesantsika izay ao am-bavany koa.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa hoy i Absalôma hoe: –Antsoy koa i Hosay, ilay Arkita, mba handrenesantsika izay teniny.
Malagasy Bible 1865
Kanefa hoy Absaloma: Mba antsoy kosa Hosay Arkita, ary aoka ho rentsika koa izay teniny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kanefa hoy i Absaloma: Mba antsoy kosa i Hosay arkita, ary aoka ho rentsika koa izay teniny.
malagasy
Kanefa hoy Absaloma: Mba antsoy kosa Hosay Arkita, ary aoka ho rentsika koa izay teniny.