2 Samuel 17:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy i Hosay tamin’i Absaloma: Tsy mety ny hevitra nataon’i Ahitofela tamin’ity indray mandeha ity.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy ny navalin’i Kosaia nanao hoe: «Tsy mety ny hevitra nomen’i Akitôfela tamin’ity indray mitoraka ity.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy ny navalin’i Hosay an’i Absalôma: –Tamin’ity dia tsy tsara ny torohevitr’i Ahitôfela.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Hosay tamin'i Absaloma: Tsy mety ny hevitra nataon'i Ahitofela tamin'ity.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy i Hosay tamin’i Absaloma: Tsy mety ny hevitra nataon’i Ahitofela tamin’ity indray mandeha ity.
malagasy
Ary hoy Hosay tamin'i Absaloma: Tsy mety ny hevitra nataon'i Ahitofela tamin'ity.