2 Samuel 17:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy ihany i Hosay: Ianao mahafantatra ny rainao sy ny olony fa olona mahery izy sady masiaka tahaka ny bera very anaka any an-tsaha; ary lehilahy mpiady rainao ka tsy miara-mitoetra amin’ny vahoaka raha alina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nanampy teny i Kosaia nanao hoe: «Fantatrao fa be herim-po irainao sy ny olony. Mitroatra izy ireo izao hoatra ny orsa very anaka any an-tsaha izao. Lehilahy mpiady irainao, ka tsy mba miara-mitoetra amin’ny vahoaka izy amin’ny alina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka hoy aho hoe: Fantatrao tsara ny rainao sy ireo olony; fa kalaza ireo sady masiaka tahaka ny orsa very anaka any an-tsaha. Ary ny rainao dia lehilahy mpiady ka tsy mba miara-mitoetra amin’ny vahoaka nony alina.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy kosa Hosay: Hianao mahalala ny rainao sy ny olony, fa olona mahery izy sady masiaka tahaka ny bera very anaka any an-tsaha; ary lehilahy mpiady rainao ka tsy miara-mitoetra amin'ny vahoaka raha alina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy ihany i Hosay: Ianao mahafantatra ny rainao sy ny olony fa olona mahery izy sady masiaka tahaka ny bera very anaka any an-tsaha; ary lehilahy mpiady rainao ka tsy miara-mitoetra amin’ny vahoaka raha alina.
malagasy