2 Samuel 18:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nandamina ny olona izay nomba azy i Davida ka nanendry mpifehy arivo sy mpifehy zato hitarika azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Notsapain’i Davida ny toetry ny vahoaka tao aminy, ka nasiany tomponarivo sy tompon-jato.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nampilaharin’i Davida ny miaramila izay niaraka taminy ka nanendreny mpifehy arivo sy mpifehy zato hibaiko azy.
Malagasy Bible 1865
Ary Davida nandamina ny olona izay nomba azy ka nanendry mpifehy arivo sy mpifehy zato hifehy azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nandamina ny olona izay nomba azy i Davida ka nanendry mpifehy arivo sy mpifehy zato hitarika azy.
malagasy
Ary Davida nandamina ny olona izay nomba azy ka nanendry mpifehy arivo sy mpifehy zato hifehy azy.