2 Samuel 18:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nisy lehilahy iray nahita izany ka nanambara tamin’i Joaba hoe: Indro, hitako mihantona amin’ny hazo terebinta i Absaloma.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hitan’ny lehilahy anankiray izany ka tonga izy nilaza izany tamin’i Jôaba nanao hoe: «Indro hitako tafahantona tamin’ny terebinta atsy i Absalôma.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nahita azy ny lehilahy iray ka nilaza tamin’i Jôaba hoe: –Hitako mihantona amin’ny terebinta i Absalôma.
Malagasy Bible 1865
Ary nisy lehilahy anankiray nahita izany, dia nanambara tamin'i Joaba hoe: Indro, hitako mihantona amin'ny hazo terebinta Absaloma.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nisy lehilahy iray nahita izany ka nanambara tamin’i Joaba hoe: Indro, hitako mihantona amin’ny hazo terebinta i Absaloma.
malagasy
Ary nisy lehilahy anankiray nahita izany, dia nanambara tamin'i Joaba hoe: Indro, hitako mihantona amin'ny hazo terebinta Absaloma.