2 Samuel 18:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nisy koa zatovo folo, mpitondra ny fiadian’i Joaba, nanodidina an’i Absaloma ka namely azy ho faty.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanodidina an’i Absalôma ireto zatovo folo lahy, mpitondra fiadian’i Jôaba, dia namono nahafaty azy izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanodidina an’i Absalôma ny tovolahy folo mpitondra ny fiadian’i Jôaba ka nanapitra ny ainy.
Malagasy Bible 1865
Ary nisy tovolahy folo, mpitondra ny fiadian'i Joaba, nanodidina an'i Absaloma ka namely azy ho faty.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nisy koa zatovo folo, mpitondra ny fiadian’i Joaba, nanodidina an’i Absaloma ka namely azy ho faty.
malagasy
Ary nisy tovolahy folo, mpitondra ny fiadian'i Joaba, nanodidina an'i Absaloma ka namely azy ho faty.