2 Samuel 18:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy i Joaba taminy: Tsy ho mpitondra teny mahafaly ianao raha mandeha anio satria maty ny zanakalahin’ny mpanjaka, fa amin’ny andro hafa dia mbola hitondra teny mahafaly ihany ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy i Jôaba taminy: «Tsy hitondra ny vaovao anio ianao fa andro hafa ianao no hitondra, fa tsy mba anio no hitondra, satria maty ny zanaky ny mpanjaka.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy i Jôaba taminy: –Tsia, tsy ho mpitondra vaovao mahafaly ianao raha anio no mankany, satria maty ny zanakalahin’ny mpanjaka; fa amin’ny andro hafa ianao no hitondra vaovao.
Malagasy Bible 1865
Fa hoy Joaba taminy: Tsy ho mpitondra teny mahafaly ianao, raha mandeha anio, satria maty ny zanakalahin'ny mpanjaka, fa andro hafa dia mbola hitondra teny mahafaly ihany ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hoy i Joaba taminy: Tsy ho mpitondra teny mahafaly ianao raha mandeha anio satria maty ny zanakalahin’ny mpanjaka, fa amin’ny andro hafa dia mbola hitondra teny mahafaly ihany ianao.
malagasy
Fa hoy Joaba taminy: Tsy ho mpitondra teny mahafaly ianao, raha mandeha anio, satria maty ny zanakalahin'ny mpanjaka, fa andro hafa dia mbola hitondra teny mahafaly ihany ianao.