2 Samuel 18:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy i Joaba tamin’ity Kosita iray: Andeha, ambarao amin’ny mpanjaka izay efa hitanao. Ary niankohoka teo anatrehan’i Joaba ilay Kosita dia lasa nihazakazaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia Kosita anankiray no nilazan’i Jôaba hoe: «Mandehana lazao amin’ny mpanjaka izay efa hitanao.» Niankohoka teo anatrehan’i Jôaba ilay Kosita, dia lasa nandeha faingana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy i Jôaba tamin’ny Kosita iray mpanompony: –Mandehana ka lazao amin’ny mpanjaka izay efa hitanao! Niankohoka teo anatrehan’i Jôaba ilay Kosita, dia lasa nihazakazaka.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Joaba tamin'ilay Kosita: Andeha, ambarao amin'ny mpanjaka izay efa hitanao. Ary ilay Kosita niankohoka teo anatrehan'i Joaba, dia lasa nihazakazaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy i Joaba tamin’ity Kosita iray: Andeha, ambarao amin’ny mpanjaka izay efa hitanao. Ary niankohoka teo anatrehan’i Joaba ilay Kosita dia lasa nihazakazaka.
malagasy
Ary hoy Joaba tamin'ilay Kosita: Andeha, ambarao amin'ny mpanjaka izay efa hitanao. Ary ilay Kosita niankohoka teo anatrehan'i Joaba, dia lasa nihazakazaka.