2 Samuel 18:25 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niantso ny mpitily ka nilaza tamin’ny mpanjaka. Hoy ny mpanjaka: Raha irery izy dia ho teny mahafaly no entiny. Mbola nihananatona ihany Ralehilahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niantso ny mpitily nampandre ny mpanjaka. Ka hoy ny mpanjaka: «Raha irery izy, dia zava-baovao tsara no ao am-bavany.» Mbola tamy manatona eo ihany ilay anankiray,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niantso mafy mba hampandre ny mpanjaka ilay mpitily. Dia hoy ny mpanjaka hoe: –Raha irery izy, dia vaovao tsara no hambarany. Rehefa nanatona hatrany ilay lehilahy teo,
Malagasy Bible 1865
Ary ny mpitily niantso ka nilaza tamin'ny mpanjaka. Dia hoy ny mpanjaka: Raha irery izy, dia ho teny mahafaly no entiny. Ary mbola nanatona anatona ihany ralehilahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niantso ny mpitily ka nilaza tamin’ny mpanjaka. Hoy ny mpanjaka: Raha irery izy dia ho teny mahafaly no entiny. Mbola nihananatona ihany Ralehilahy.
malagasy
Ary ny mpitily niantso ka nilaza tamin'ny mpanjaka. Dia hoy ny mpanjaka: Raha irery izy, dia ho teny mahafaly no entiny. Ary mbola nanatona anatona ihany ralehilahy.