2 Samuel 18:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nahita lehilahy iray nihazakazaka koa ny mpitily ka niantso ny mpiandry vavahady hoe: Indrỳ koa misy lehilahy iray tamy mihazakazaka. Dia hoy ny mpanjaka: Mitondra teny mahafaly ihany koa izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia nisy olona anankiray nihazakazaka hitan’ity mpitily koa, ka niantso ny mpiandry vavahady ny mpitily nanao hoe: «Indro misy lehilahy anankiray mihazakazaka ka irery ihany izy.» Dia hoy ny mpanjaka: «Vaovao tsara koa no entin’izy io.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia nahita olon-kafa nihazakazaka indray ny mpitily. Ka niantso mafy ny mpiandry vavahady izy nanao hoe: –Iny koa mbola misy lehilahy iray tamy mihazakazaka. Fa hoy ihany ny mpanjaka: –Hitondra vaovao tsara koa izany.
Malagasy Bible 1865
Ary ny mpitily nahita lehilahy iray koa nihazakazaka, dia niantso ny mpiandry vavahady izy nanao hoe: Indry koa misy lehilahy iray tamy mihazakazaka. Dia hoy ny mpanjaka: Mitondra teny mahafaly ihany koa izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nahita lehilahy iray nihazakazaka koa ny mpitily ka niantso ny mpiandry vavahady hoe: Indrỳ koa misy lehilahy iray tamy mihazakazaka. Dia hoy ny mpanjaka: Mitondra teny mahafaly ihany koa izy.
malagasy