2 Samuel 18:30 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy ny mpanjaka taminy: Mihataha kely ary ka mijoroa etsy. Dia nihataka izy ka nijoro teo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy ny mpanjaka: «Mitanilà kely ary mitoera etsy àry ianao.» Koa nitanila kely izy dia nitoetra teo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy ny mpanjaka taminy: –Mihataha kely ianao ka mijanona etsy. Dia nihataka kely izy ka nijanona teo.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy ny mpanjaka taminy: Mitanilà kely ary, ka mijanòna etsy; dia nitanila izy ka nitoetra teo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy ny mpanjaka taminy: Mihataha kely ary ka mijoroa etsy. Dia nihataka izy ka nijoro teo.
malagasy
Ary hoy ny mpanjaka taminy: Mitanilà kely ary, ka mijanòna etsy; dia nitanila izy ka nitoetra teo.