2 Samuel 18:32 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy ny mpanjaka tamin’ilay Kosita: Tsara ihany va i Absaloma zatovo? Fa hoy ilay Kosita: Aoka ny fahavalon’ny mpanjaka tompoko sy izay rehetra mitsangana hanisy ratsy anao ho tahaka iny zatovo iny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy ny mpanjaka tamin’ilay Kosita: «Tsara tsy misy maninona va ny amin’ny zatovo, i Absalôma?» Ary hoy ny navalin’ilay Kosita: «Hanahaka iny zatovo iny anie ny fahavalon’ny mpanjaka tompoko, mbamin’izay rehetra mitsangan-kanisy ratsy anao!»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy ny mpanjaka tamin’ilay Kosita: –Mba tsara ihany ve ny amin’i Absalôma zatovolahy izay? Fa hoy kosa ilay Kosîta: –Ho tahaka an’iny zatovolahy iny anie, ry andriamanjaka, ny fahavalonao sy izay rehetra mitsangana hanisy ratsy anao!
Malagasy Bible 1865
Ary hoy ny mpanjaka tamin'ilay Kosita: Tsara ihany va Absaloma zatovo? Fa hoy ilay Kosita: Aoka ny fahavalon'ny mpanjaka tompoko sy izay rehetra mitsangana hanisy ratsy anao ho tahaka iny zatovo iny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)

malagasy
Ary hoy ny mpanjaka tamin'ilay Kosita: Tsara ihany va Absaloma zatovo? Fa hoy ilay Kosita: Aoka ny fahavalon'ny mpanjaka tompoko sy izay rehetra mitsangana hanisy ratsy anao ho tahaka iny zatovo iny.