2 Samuel 18:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nandeha teny an-tsaha ny vahoaka hiady amin’ny Israely ka rafitra tao amin’ny alan’i Efraima ny ady.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nivoaka tany an-tsaha ny vahoaka hitsena an’i Israely, ka rafitra tao anaty alan’i Efraîma ny ady.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nivoaka nankeny an-tsaha ny miaramilan’i Davida hifanehatra amin’ny Israelita hafa ka rafitra tao amin’ny alan’i Efraîma ny ady.
Malagasy Bible 1865
Ka dia nivoaka teny an-tsaha ny vahoaka hiady amin'ny Isiraely, ka rafitra tao amin'ny alan'i Efraima ny ady;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nandeha teny an-tsaha ny vahoaka hiady amin’ny Israely ka rafitra tao amin’ny alan’i Efraima ny ady.
malagasy
Ka dia nivoaka teny an-tsaha ny vahoaka hiady amin'ny Isiraely, ka rafitra tao amin'ny alan'i Efraima ny ady;