2 Samuel 18:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Resy teo anoloan’ny mpanompon’i Davida tao ny lehilahin’ny Israely ka be dia be no ringana androtr’izay: Olona roa alina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Resy tao ny vahoakan’i Israely teo anoloan’ny mpanompon’i Davida, ka vonoana olona be no tao androtr’izay, fa nisy roa alina no maty.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nilavo lefona teo anatrehan’ny mpanompon’i Davida ny tafik’i Israely. Navesatra loatra ny faharesena tamin’io andro io fa nahatratra 20 000 ny olona maty.
Malagasy Bible 1865
ary resy tao ny lehilahy amin'ny Isiraely teo anoloan'ny mpanompon'i Davida, ka be dia be no ringana androtrizay, dia olona roa alina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Resy teo anoloan’ny mpanompon’i Davida tao ny lehilahin’ny Israely ka be dia be no ringana androtr’izay: Olona roa alina.
malagasy
ary resy tao ny lehilahy amin'ny Isiraely teo anoloan'ny mpanompon'i Davida, ka be dia be no ringana androtrizay, dia olona roa alina.