2 Samuel 18:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa nihahakahaka teny rehetra teny ny ady; koa ny maty tao anaty ala tamin’io andro io dia be noho ny matin’ny sabatra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nihahaka eran’ny tany ny ady, ka be ny matin’ala noho ny matin’ny sabatra tamin’izany andro izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nitatra eran’ny firenena ny ady, ka be ny maty tany an’ala tamin’izay noho ny maty an’ady.
Malagasy Bible 1865
Fa nihahakahaka teny rehetra teny ny ady; ka ny matin'ny ala androtrizay dia be noho ny matin'ny sabatra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa nihahakahaka teny rehetra teny ny ady; koa ny maty tao anaty ala tamin’io andro io dia be noho ny matin’ny sabatra.
malagasy
Fa nihahakahaka teny rehetra teny ny ady; ka ny matin'ny ala androtrizay dia be noho ny matin'ny sabatra.