2 Samuel 19:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Efa maty tamin’ny ady i Absaloma, izay nohosorantsika hanjaka amintsika. Koa nahoana ianareo no tsy miteny akory ny amin’ny hampodiana ny mpanjaka?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Efa maty tamin’ny ady anefa i Absalôma izay nohosorantsika hanjaka amintsika. Ka ahoana ange ity ianareo no tsy miteny amin’ny hampodiana ny mpanjaka akory?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa i Absalôma izay natsangantsika ho filohantsika kosa dia efa maty tamin’ny ady. Koa inona indray no andrasantsika tsy hamerenana ny mpanjaka?»
Malagasy Bible 1865
Ary Absaloma, izay nohosorantsika hanjaka amintsika, dia efa maty tamin'ny ady. Koa nahoana ianareo no tsy miteny akory ny amin'ny hampodiana ny mpanjaka?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Efa maty tamin’ny ady i Absaloma, izay nohosorantsika hanjaka amintsika. Koa nahoana ianareo no tsy miteny akory ny amin’ny hampodiana ny mpanjaka?
malagasy
Ary Absaloma, izay nohosorantsika hanjaka amintsika, dia efa maty tamin'ny ady. Koa nahoana ianareo no tsy miteny akory ny amin'ny hampodiana ny mpanjaka?