2 Samuel 19:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rahalahiko ianareo sady taolako sy nofoko; koa nahoana no dia ianareo indray no ho farany amin’ny fampodiana ny mpanjaka?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ianareo no rahalahiko, ianareo no taolako ama-nofoko, ka nahoana no dia ianareo indray no ho farany amin’ny fampodiana ny mpanjaka?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mpiray foko amin’ny mpanjaka ianareo, ary havany sy tapany, koa nahoana no ianareo indray no ho farany amin’ny fampodiana azy?›
Malagasy Bible 1865
rahalahiko ianareo, ary taolako sy nofoko ianareo; koa nahoana no dia ianareo Indray no ho farany amin'ny fampodiana ny mpanjaka?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rahalahiko ianareo sady taolako sy nofoko; koa nahoana no dia ianareo indray no ho farany amin’ny fampodiana ny mpanjaka?
malagasy
rahalahiko ianareo, ary taolako sy nofoko ianareo; koa nahoana no dia ianareo Indray no ho farany amin'ny fampodiana ny mpanjaka?