2 Samuel 19:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Lazao amin’i Amasa koa hoe: Tsy taolako sy nofoko va ianao? Hataon’Andriamanitra amiko anie izany, eny, mihoatra noho izany aza, raha tsy ho komandin’ny miaramila eo anatrehako mandrakariva ho solon’i Joaba ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary izao koa no holazainareo amin’i Amasà: Tsy taolako ama-nofoko va ianao? Hataon’i Iaveh amiko anie izay ngidiny indrindra, raha tsy ho tonga filohan’ny tafika eo anatrehako mandrakariva ianao, ho solon’i Jôaba.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izao kosa no hafatro holazainareo amin’i Hamasà: ‹Moa tsy havako sy tapako va ianao? Hataon’Andriamanitra amiko anie ny sazy faran’izay henjana, raha tsy ianao no tonga filohan’ny tafiko ho solon’i Jôaba!› »
Malagasy Bible 1865
Ary ataovy amin'i Amasa koa hoe: Tsy taolako sy nofoko va ianao? Hataon'Andriamanitra amiko anie izany, eny, mihoatra noho izany aza, raha tsy komandin'ny miaramila eo anatrehako mandrakariva ho solon'i Joaba ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Lazao amin’i Amasa koa hoe: Tsy taolako sy nofoko va ianao? Hataon’Andriamanitra amiko anie izany, eny, mihoatra noho izany aza, raha tsy ho komandin’ny miaramila eo anatrehako mandrakariva ho solon’i Joaba ianao.
malagasy