2 Samuel 19:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nody ny mpanjaka ka tonga tao Jordana; ary tonga tao Gilgala ny Joda mba hitsena ny mpanjaka ka hitondra azy hita an’i Jordana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nody ny mpanjaka, ka tonga tao Jordany, nankany Galgalà koa i Jodà hitsena sy hampita ny mpanjaka an’i Jordany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nody ny mpanjaka ka tonga tao Jôrdàna. Tonga tao Gilgala tamin’izay ny olon’i Joda mba hitsena ny mpanjaka sady hampita azy an’i Jôrdàna.
Malagasy Bible 1865
Ary dia nody ny mpanjaka ka tonga tao Jordana; ary ny Joda tonga tao Gilgala hitsena ny mpanjaka hitondra azy hita an'i Jordana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nody ny mpanjaka ka tonga tao Jordana; ary tonga tao Gilgala ny Joda* mba hitsena ny mpanjaka ka hitondra azy hita an’i Jordana.
malagasy
Ary dia nody ny mpanjaka ka tonga tao Jordana; ary ny Joda tonga tao Gilgala hitsena ny mpanjaka hitondra azy hita an'i Jordana.