2 Samuel 19:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nidodododo nidina niaraka tamin’ny lehilahin’ny Joda i Simey, zanak’i Gera, Benjaminita avy any Bahorima, mba hitsena an’i Davida mpanjaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary i Semeià zanak’i Gerà Benjaminita, avy any Bahorima, mba nidodododo nidina niaraka tamin’ny lehilahy amin’i Jodà koa, hitsena an’i Davida mpanjaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary i Simehỳ zanakalahin’i Gerà sady Benjaminita avy any Bahorima, dia mba dodona nidina niaraka tamin’ny lehilahin’i Joda hitsena an’i Davida mpanjaka.
Malagasy Bible 1865
Ary Simey, zanak'i Gera, Benjamita avy any Bahorina, dia nidodododo nidina araka tamin'ny lehilahy amin'ny Joda tsena an'i Davida mpanjaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nidodododo nidina niaraka tamin’ny lehilahin’ny Joda i Simey, zanak’i Gera, Benjaminita avy any Bahorima, mba hitsena an’i Davida mpanjaka.
malagasy
Ary Simey, zanak'i Gera, Benjamita avy any Bahorina, dia nidodododo nidina araka tamin'ny lehilahy amin'ny Joda tsena an'i Davida mpanjaka.