2 Samuel 19:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nisy Benjaminita arivo lahy koa nanaraka azy. Teo koa i Ziba, mpanompon’ny taranak’i Saoly, mbamin’ny zanany lahy dimy amby folo sy ny mpanompony roapolo lahy izay nanaraka azy. Nita an’i Jordana teo alohan’ny mpanjaka izy ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niaraka taminy koa ny lehilahy arivo amin’i Benjamina, sy i Sibà mpanompon’ny taranak’i Saola, mbamin’ny zanany 15 lahy, ary ny mpanompony 20 lahy, ka nikoropaka ho any Jordany teo alohan’ny mpanjaka izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nisy Benjaminita arivo lahy nanaraka azy; toraka izany koa i Tsibà, mpanompon’ny fianakavian’i Saoly sy ireo zanany dimy ambin’ny folo mbamin’ny mpanompony roapolo lahy. Nidodododo nankany Jôrdàna hitsena ny mpanjaka ry i Tsibà,
Malagasy Bible 1865
Ary nisy benjamita arivo lahy koa nanaraka azy, ary Ziba, mpanompon'ny taranak'i Saoly, mbamin'ny zananilahy dimy ambin'ny folo sy mpanompony roa-polo lahy izay nanaraka azy; ary dia nita an'i Jordana teo alohan'ny mpanjaka izy ireo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nisy Benjaminita arivo lahy koa nanaraka azy. Teo koa i Ziba, mpanompon’ny taranak’i Saoly, mbamin’ny zanany lahy dimy amby folo sy ny mpanompony roapolo lahy izay nanaraka azy. Nita an’i Jordana teo alohan’ny mpanjaka izy ireo.
malagasy