2 Samuel 19:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nambara tamin’i Joaba hoe: Indro, mitomany sy misaona an’i Absaloma ny mpanjaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nisy olona tonga nilaza tamin’i Jôaba hoe: «Indro fa mitomany migogogogo ny mpanjaka noho ny amin’ny zanany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nampandrenesina i Jôaba hoe: –Indro fa mitomany sy malahelo an’i Absalôma ny mpanjaka.
Malagasy Bible 1865
Ary nambara tamin'i Joaba hoe: Indro, mitomany sy misaona an'i Absaloma ny mpanjaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nambara tamin’i Joaba hoe: Indro, mitomany sy misaona an’i Absaloma ny mpanjaka.
malagasy
Ary nambara tamin'i Joaba hoe: Indro, mitomany sy misaona an'i Absaloma ny mpanjaka.