2 Samuel 19:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa fantatro, izaho mpanomponao, fa nanota aho; ka e! Izaho no avy voalohany androany amin’ny taranak’i Josefa rehetra ka nidina hitsena ny mpanjaka tompoko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa efa niaiky ny fahotany ity ny mpanomponao, ary indro fa izaho no tonga voalohany indrindra, amin’ny taranak’i Josefa rehetra androany midina hitsena ny mpanjaka tompoko.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa izaho mpanomponao dia mahafantatra fa nanota tokoa; kanefa ankehitriny dia tonga aho, nialoha ny taranak’i Jôsefa rehetra mba hidina hitsena anao, ry andriamanjaka.
Malagasy Bible 1865
fa fantatro, izaho mpanomponao, fa nanota aho; ka he! izaho no avy voalohany androany amin'ny taranak'i Josefa rehetra ka nidina hitsena ny mpanjaka tompoko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa fantatro, izaho mpanomponao, fa nanota aho; ka e! Izaho no avy voalohany androany amin’ny taranak’i Josefa rehetra ka nidina hitsena ny mpanjaka tompoko.
malagasy
fa fantatro, izaho mpanomponao, fa nanota aho; ka he! izaho no avy voalohany androany amin'ny taranak'i Josefa rehetra ka nidina hitsena ny mpanjaka tompoko.