2 Samuel 19:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy ny mpanjaka tamin’i Simey: Tsy ho faty ianao. Ary nianiana taminy ny mpanjaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy ny mpanjaka tamin’i Semeià: «Tsy hovonoina ianao»; sady nianianany taminy izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka hoy ny mpanjaka tamin’i Simehỳ: –Tsy ho faty tsy akory ianao. Ny tenako no mianiana izany aminao.
Malagasy Bible 1865
Ary dia hoy ny mpanjaka tamin'i simey: Tsy ho faty ianao. Ary ny mpanjaka dia nianiana taminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy ny mpanjaka tamin’i Simey: Tsy ho faty ianao. Ary nianiana taminy ny mpanjaka.
malagasy
Ary dia hoy ny mpanjaka tamin'i simey: Tsy ho faty ianao. Ary ny mpanjaka dia nianiana taminy.