2 Samuel 19:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nidina hitsena ny mpanjaka i Mefiboseta, zanakalahin’i Saoly; tsy nanasa tongotra izy na nanamboatra volombava na nanasa lamba hatramin’ny andro nialan’ny mpanjaka ka hatramin’ny andro nahatongavany soa amantsara.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nidina hitsena ny mpanjaka koa i Mifibôseta zafin’i Saola. Tsy nanasa tongotra na namboatra volombava, na nanasa ny fitafiany izy, hatramin’ny andro nialan’ny mpanjaka, ka hatramin’ny andro niverenany tamim-piadanana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tonga nitsena ny mpanjaka ihany koa i Mefibôseta zafikelin’i Saoly! Tsy nanasa tongotra na nanala volombava na nanasa ny fitafiany izy hatramin’ny andro nahalasanan’ny mpanjaka ka hatramin’izao niverenany tsy maty fo aman’aina izao.
Malagasy Bible 1865
Ary Mefiboseta, zanakalahin'i Saoly, nidina hitsena ny mpanjaka, ary tsy nanasa tongotra na namboatra volom-bava na nanasa lamba izy hatramin'ny andro nialan'ny mpanjaka ka hatramin'ny andro nahatongavany soa aman-tsara.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nidina hitsena ny mpanjaka i Mefiboseta, zanakalahin’i Saoly; tsy nanasa tongotra izy na nanamboatra volombava na nanasa lamba hatramin’ny andro nialan’ny mpanjaka ka hatramin’ny andro nahatongavany soa amantsara.
malagasy