2 Samuel 19:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony efa tonga hitsena ny mpanjaka ny avy any Jerosalema dia hoy ny mpanjaka taminy: Nahoana no tsy mba nandeha niaraka tamiko ianao, ry Mefiboseta?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony tonga avy any Jerosalema hitsena ny mpanjaka izy, dia hoy ny mpanjaka taminy: «Nahoana ity ianao no tsy nandeha niaraka tamiko, ry Mifibôseta?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa tonga tao Jerosalema hitsena ny mpanjaka izy, dia hoy ny mpanjaka taminy: –Nahoana ianao, ry Mefibôseta, no tsy mba nandeha niaraka tamiko?
Malagasy Bible 1865
Ary nony efa tonga hitsena ny mpanjaka ny avy any Jerosalema, dia hoy ny mpanjaka taminy: Nahoana no tsy mba nandeha niaraka tamiko ianao, ry Mefiboseta?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony efa tonga hitsena ny mpanjaka ny avy any Jerosalema dia hoy ny mpanjaka taminy: Nahoana no tsy mba nandeha niaraka tamiko ianao, ry Mefiboseta?
malagasy
Ary nony efa tonga hitsena ny mpanjaka ny avy any Jerosalema, dia hoy ny mpanjaka taminy: Nahoana no tsy mba nandeha niaraka tamiko ianao, ry Mefiboseta?