2 Samuel 19:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy izy: Ry mpanjaka tompoko, nofitahin’ny mpanompoko aho: Hanisy lasely ny boriky aho hitaingenako ka hankany amin’ny mpanjaka, fa malemy tongotra moa ny mpanomponao;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka hoy ny navalin’io: «Nofitahin’ny mpanompoko aho, ry mpanjaka tompoko; fa hoy ity mpanomponao: Hampisy lasely ny ampondrako vavy aho, hitaingenako, handehanako hanaraka ny mpanjaka, fa malemy tongotra ity mpanomponao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy ny navaliny: –Voafitaky ny mpanompoko aho, ry andriamanjaka. Fa hoy aho anakampoko: «Noho izaho mandringa, dia hanisy lasely ny boriky vavy aho hitaingenako mba hanarahako ny mpanjaka.»
Malagasy Bible 1865
Fa hoy izy: Ry mpanjaka tompoko, nofitahin'ny mpanompoko aho: Hanisy lasely ny boriky aho hitaingenako ka hankany amin'ny mpanjaka; fa malemy tongotra ny mpanomponao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy izy: Ry mpanjaka tompoko, nofitahin’ny mpanompoko aho: Hanisy lasely ny boriky aho hitaingenako ka hankany amin’ny mpanjaka, fa malemy tongotra moa ny mpanomponao;
malagasy
Fa hoy izy: Ry mpanjaka tompoko, nofitahin'ny mpanompoko aho: Hanisy lasely ny boriky aho hitaingenako ka hankany amin'ny mpanjaka; fa malemy tongotra ny mpanomponao.