2 Samuel 19:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
nefa nendrikendrehiny tamin’ny mpanjaka tompoko izaho mpanomponao. Fa ny mpanjaka tompoko dia toy ilay irak’Andriamanitra; koa ataovy izay sitrakao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Kanjo nendrikendrehiny tamin’ny mpanjaka tompoko ity izaho mpanomponao! Fa ny mpanjaka tompoko no toy ny Anjelin’Andriamanitra ka ataovy izay ataonao ho mety.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nefa nendrikendrehiny taminao aho. Fa toy ny anjeli n’Andriamanitra kosa ianao, ry andriamanjaka; koa ataovy izay sitrakao.
Malagasy Bible 1865
Nefa nendrikendrehiny tamin'ny mpanjaka tompoko izaho mpanomponao; fa ny mpanjaka tompoko dia hoy Ilay Anjelin'Andriamanitra; koa ataovy izay sitrakao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
nefa nendrikendrehiny tamin’ny mpanjaka tompoko izaho mpanomponao. Fa ny mpanjaka tompoko dia toy ilay irak’Andriamanitra; koa ataovy izay sitrakao.
malagasy
Nefa nendrikendrehiny tamin'ny mpanjaka tompoko izaho mpanomponao; fa ny mpanjaka tompoko dia hoy Ilay Anjelin'Andriamanitra; koa ataovy izay sitrakao.