2 Samuel 19:30 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy ny mpanjaka taminy: Nahoana no lazainao indray ny raharahanao? Nefa efa nilaza aho hoe: Ianao sy i Ziba no hizara ny tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy ny mpanjaka taminy: «Inona no mbola itenenanao izany teninao izany? Efa niteny aho: Hozarainao sy i Sibà ny tany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy ny mpanjaka taminy: –Ahoana indray no mbola ilazanao izany? Ambarako fa ianao sy i Tsibà no hifampizara ny tanin’i Saoly.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy ny mpanjaka taminy: Nahoana no lazainao indray ny raharahanao? Nefa izaho efa nilaza hoe: Hianao sy Ziba no hizara ny tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy ny mpanjaka taminy: Nahoana no lazainao indray ny raharahanao? Nefa efa nilaza aho hoe: Ianao sy i Ziba no hizara ny tany.
malagasy
Ary hoy ny mpanjaka taminy: Nahoana no lazainao indray ny raharahanao? Nefa izaho efa nilaza hoe: Hianao sy Ziba no hizara ny tany.