2 Samuel 19:31 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy i Mefiboseta tamin’ny mpanjaka: Aoka ho azy avokoa izy rehetra, fa ianao mpanjaka tompoko dia efa tonga soa amantsara ao amin’ny tranonao indray.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Mifibôseta tamin’ny mpanjaka: «Aoka dia ho azy daholo ihany aza, fa efa niverina soa aman-tsara amin’ny tranony ny mpanjaka tompoko.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoy kosa i Mefibôseta tamin’ny mpanjaka: –Aoka ho azy avokoa ny tany rehetra, fa efa tafaverina tsy maty fo aman’aina ihany ianao, ry andriamanjaka.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Mefiboseta tamin'ny mpanjaka: Aoka dia ho azy avokoa izy rehetra, fa ianao mpanjaka tompoko efa tonga soa aman-tsara ao amin'ny tranonao indray.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy i Mefiboseta tamin’ny mpanjaka: Aoka ho azy avokoa izy rehetra, fa ianao mpanjaka tompoko dia efa tonga soa amantsara ao amin’ny tranonao indray.
malagasy
Ary hoy Mefiboseta tamin'ny mpanjaka: Aoka dia ho azy avokoa izy rehetra, fa ianao mpanjaka tompoko efa tonga soa aman-tsara ao amin'ny tranonao indray.