2 Samuel 19:32 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nidina avy tany Rogelima i Barizilay gileadita; dia niara-nita an’i Jordana tamin’ny mpanjaka izy mba hanatitra azy hita an’i Jordana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nidina avy any Rôgelima, i Berzelaia Galaadita, ka nandeha nankao amin’ny mpanjaka tao Jordany, mba hiaraka aminy ho any amin’ny ony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nidina avy tany Rôgelima i Barzilay izay Gilehadita. Niara-nita an’i Jôrdàna tamin’ny mpanjaka izy mba hanao veloma azy erỳ am-pitan’ny rano.
Malagasy Bible 1865
Ary Barzilay Gileadita nidina avy tany Rogelima, dia niara-nita an'i Jordana tamin'ny mpanjaka izy mba hanatitra azy hita an'i Jordana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nidina avy tany Rogelima i Barizilay gileadita; dia niara-nita an’i Jordana tamin’ny mpanjaka izy mba hanatitra azy hita an’i Jordana.
malagasy
Ary Barzilay Gileadita nidina avy tany Rogelima, dia niara-nita an'i Jordana tamin'ny mpanjaka izy mba hanatitra azy hita an'i Jordana.