2 Samuel 19:34 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy ny mpanjaka tamin’i Barizilay: Andeha hiara-mita amiko ianao ka hovelomiko any amiko any Jerosalema.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy ny mpanjaka tamin’i Berzelaia: «Andeha hiaraka amiko, fa hovelomiko any amiko any Jerosalema ianao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy ny mpanjaka tamin’i Barzilay: –Andao hanaraka ahy any Jerosalema ianao fa hataoko tsara karakara tokoa.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy ny mpanjaka tamin'i Barzilay: Andeha hiara-mita amiko ianao hovelomiko any amiko any Jerosalema.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy ny mpanjaka tamin’i Barizilay: Andeha hiara-mita amiko ianao ka hovelomiko any amiko any Jerosalema.
malagasy
Ary hoy ny mpanjaka tamin'i Barzilay: Andeha hiara-mita amiko ianao hovelomiko any amiko any Jerosalema.