2 Samuel 19:35 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy anefa i Barizilay tamin’ny mpanjaka: Firy taona moa sisa no hahavelomako, no hiara-miakatra amin’ny mpanjaka hankany Jerosalema aho?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka hoy ny navalin’i Berzelaia tamin’ny mpanjaka: «Dia ho velona taona firy intsony moa aho no dia hiara-miakatra amin’ny mpanjaka any Jerosalema?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy i Barzilay tamin’ny mpanjaka: –Firy taona sisa hahavelomako no hiara-miakatra aminao any Jerosalema aho!
Malagasy Bible 1865
Fa hoy Barzilay tamin'ny mpanjaka: Hoatrinona intsony moa no andro hahavelomako, no hiara-miakatra amin'ny mpanjaka hankany Jerosalema aho?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy anefa i Barizilay tamin’ny mpanjaka: Firy taona moa sisa no hahavelomako, no hiara-miakatra amin’ny mpanjaka hankany Jerosalema aho?
malagasy
Fa hoy Barzilay tamin'ny mpanjaka: Hoatrinona intsony moa no andro hahavelomako, no hiara-miakatra amin'ny mpanjaka hankany Jerosalema aho?