2 Samuel 19:36 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Valopolo taona izay ny andro nahavelomako ka mahalala izay soa sy ratsy intsony va aho? Mahatsiaro ny tsiron-javatra haniko sy sotroiko intsony va aho mpanomponao? Mahare izay feon’ny mpihira lahy sy ny mpihira vavy intsony va aho? Koa nahoana ny mpanomponao no mbola ho enta-mavesatra amin’ny mpanjaka tompoko?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Efa valopolo taona aho izao. Ka mahay manavaka ny soa sy ny ratsy intsony va aho? Ary mahahaino ny feon’ny mpihira lahy amana vavy intsony va aho? Ka nahoana no dia ho enta-mavesatra foana amin’ny mpanjaka tompoko ny mpanomponao?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Efa valopolo taona aho izao; ary tsy ho haiko intsony ny manavaka ny tsara sy ny ratsy, na ny mahatsapa ny tsiron’izay haniko sy sotroiko, na koa ny mankafy ny feon’ny lehilahy sy vehivavy mpihira. Koa nahoana indray izaho mpanomponao no ho enta-mavesatra ho anao, ry andriamanjaka?
Malagasy Bible 1865
Valo-polo taona izay ny andro nahavelomako, ka mahalala izay soa sy ratsy intsony va aho? Mahatsiaro ny tsiron-javatra haniko sy sotroiko intsony va aho mpanomponao? Mahare izay feon'ny mpihiralahy sy ny mpihiravavy intsony va aho? Koa nahoana ny mpanomponao no mbola ho enta-mavesatra amin'ny mpanjaka tompoko?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Valopolo taona izay ny andro nahavelomako ka mahalala izay soa sy ratsy intsony va aho? Mahatsiaro ny tsiron-javatra haniko sy sotroiko intsony va aho mpanomponao? Mahare izay feon’ny mpihira lahy sy ny mpihira vavy intsony va aho? Koa nahoana ny mpanomponao no mbola ho enta-mavesatra amin’ny mpanjaka tompoko?
malagasy