2 Samuel 19:37 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kely foana no handehanan’ny mpanomponao eo andafin’i Jordana hiaraka amin’ny mpanjaka; koa nahoana ny mpanjaka no dia hamaly fitia ahy toy izany?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Kely foana no handehanan’ny mpanomponao eo an-dafin’i Jordany, hiaraka amin’ny mpanjaka. Ka ahoana no dia hanomezan’ny mpanjaka ahy izany valim-pitia izany?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Zara raha afaka hiampita an’i Jôrdàna miaraka aminao aho; koa nahoana no hanehoanao amiko fankasitrahana toy izany?
Malagasy Bible 1865
Kely foana no handehanan'ny mpanomponao eo an-dafin'i Jordana hiaraka amin'ny mpanjaka; koa nahoana ny mpanjaka no dia hamaly fitia ahy loatra toy izany?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kely foana no handehanan’ny mpanomponao eo andafin’i Jordana hiaraka amin’ny mpanjaka; koa nahoana ny mpanjaka no dia hamaly fitia ahy toy izany?
malagasy
Kely foana no handehanan'ny mpanomponao eo an-dafin'i Jordana hiaraka amin'ny mpanjaka; koa nahoana ny mpanjaka no dia hamaly fitia ahy loatra toy izany?