2 Samuel 19:38 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Trara antitra ianao, aoka aho mpanomponao hody ihany ka ho faty any amin’ny vohitro ao akaikin’ny fasan’Ikaky sy Ineny. Fa indro i Kimama mpanomponao; aoka izy no hiaraka amin’ny mpanjaka tompoko, ary ataovy aminy izay sitrakao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mihanta aminao aho, aoka re ny mpanomponao hiverina, ary aoka aho ho faty any an-tanànako, akaikin’ny fasan’ikaky sy ineny. Fa io eo i Kamaama mpanomponao, ka izy no aoka handeha hiaraka amin’ny mpanjaka tompoko, ary aminy no ataovy izay sitrakao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aoka aho mpanomponao hody ihany ary aoka aho ho faty ao an-tanànako eo anilan’ny fasan’ny raiko sy ny reniko. Fa indro i Kimihama zanako lahy; aoka izy no hiaraka aminao ry andriamanjaka, ary hanaovanao izay sitrakao.
Malagasy Bible 1865
Trarantitra ianao, aoka aho mpanomponao hody ihany ka ho fety any amin'ny vohitro ao akaikin'ny fasan'ikaky sy ineny. Fa indro Kimama mpanomponao; aoka izy no hiaraka amin'ny mpanjaka tompoko, ary ataovy aminy izay sitrakao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Trara antitra ianao, aoka aho mpanomponao hody ihany ka ho faty any amin’ny vohitro ao akaikin’ny fasan’Ikaky sy Ineny. Fa indro i Kimama mpanomponao; aoka izy no hiaraka amin’ny mpanjaka tompoko, ary ataovy aminy izay sitrakao.
malagasy