2 Samuel 19:39 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy ny mpanjaka: Handeha hiaraka amiko tokoa i Kimama ka hataoko aminy izay sitrakao, ary izay angatahinao dia hataoko ho anao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy ny mpanjaka: «Aoka fa dia i Kamaama no hiaraka amiko, ka ataoko aminy izay rehetra sitrakao, ary hataoko aminao koa izay rehetra irinao amiko.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy ny mpanjaka: –Aoka àry hiaraka amiko i Kimihama, ka hanaovako izay sitrakao; ary ny zavatra rehetra hangatahinao amiko, dia hataoko ho anao.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy ny mpanjaka: Handeha hiaraka amiko tokoa Kimama, ka hataoko aminy izay sitrakao, ary izay angatahinao dia hataoko ho anao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy ny mpanjaka: Handeha hiaraka amiko tokoa i Kimama ka hataoko aminy izay sitrakao, ary izay angatahinao dia hataoko ho anao.
malagasy
Dia hoy ny mpanjaka: Handeha hiaraka amiko tokoa Kimama, ka hataoko aminy izay sitrakao, ary izay angatahinao dia hataoko ho anao.