2 Samuel 19:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niakatra an-tsokosoko tao an-tanàna ny olona tamin’io andro io, toy ny fisokosokon’ny olona menatra raha mandositra amin’ny ady.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niditra nisokosoko tao an-tanàna ny vahoaka tamin’izany andro izany hoatra ny olona resin-kenatra fa avy nandositra tamin’ny ady.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny miaramila, tamin’io andro io, dia niditra mangingina tao an-tanàna, tahaka ireny olona menatra satria mandositra an’ady ireny.
Malagasy Bible 1865
Ka dia niakatra nisokosoko tao an-tanàna ny olona tamin'izany andro izany, toy ny fisokosokon'ny olona menatra raha mandositra amin'ny ady.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niakatra an-tsokosoko tao an-tanàna ny olona tamin’io andro io, toy ny fisokosokon’ny olona menatra raha mandositra amin’ny ady.
malagasy
Ka dia niakatra nisokosoko tao an-tanàna ny olona tamin'izany andro izany, toy ny fisokosokon'ny olona menatra raha mandositra amin'ny ady.