2 Samuel 19:41 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nandroso nankany Gilgala ny mpanjaka ary niaraka taminy i Kimama. Nanatitra ny mpanjaka koa ny vahoaka rehetra tamin’ny Joda sy ny antsasaky ny vahoakan’ny Israely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nandroso nankany Galgalà ny mpanjaka dia niaraka taminy i Kamaama, ary ny lehilahy rehetra amin’i Jodà, sy ny antsasaky ny lehilahy amin’i Israely samy nanotrona ny mpanjaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nandroso nankany Gilgala kosa ny mpanjaka, ary niarahan’i Kimihama. Nanara-dia ny mpanjaka ny Jodeanina rehetra sy ny antsasak’ireo Israelita avaratra.
Malagasy Bible 1865
Dia nandroso nankany Gilgala mpanjaka, ary Kimama niaraka taminy; ny lehilahy rehetra amin'ny Joda sy ny antsasaky ny lehilahy amin'ny Isiraely koa nanatitra ny mpanjaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nandroso nankany Gilgala ny mpanjaka ary niaraka taminy i Kimama. Nanatitra ny mpanjaka koa ny vahoaka rehetra tamin’ny Joda* sy ny antsasaky ny vahoakan’ny Israely.
malagasy
Dia nandroso nankany Gilgala mpanjaka, ary Kimama niaraka taminy; ny lehilahy rehetra amin'ny Joda sy ny antsasaky ny lehilahy amin'ny Isiraely koa nanatitra ny mpanjaka.