2 Samuel 19:42 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary indreo, ny lehilahin’ny Israely rehetra dia nankao amin’ny mpanjaka ka niteny taminy hoe: Nahoana ny lehilahin’ny Joda, rahalahinay, no nangalatra anao ka nitondra ny mpanjaka sy ny ankohonany ary ny olon’i Davida rehetra teny aminy hita an’i Jordana?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa indreto tonga teo amin’ny mpanjaka ny lehilahy rehetra amin’i Israely, ka nanao taminy hoe: «Ahoana no nangalaran’ny lehilahy amin’i Jodà, rahalahinay, anao; ka nitondrany ny mpanjaka sy ny ankohonany mbamin’ny olona rehetra nomba an’i Davida nita an’i Jordany?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary indreo nankeo amin’ny mpanjaka avokoa ny lehilahy israelita, ka nanao taminy hoe: –Nahoana ireo lehilahy jodeanina rahalahinay no naka an-keriny anao, ry Davida mpanjaka, mba hitondra ny tenanao sy ny fianakavianao hiampita an’i Jôrdàna, nefa dia tafaraka taminao ny miaramilanao rehetra.
Malagasy Bible 1865
Ary, indreo, ny lehilahy rehetra amin'Isiraely nankao amin'ny mpanjaka ka nanao taminy hoe: Nahoana ny lehilahy amin'ny Joda, rahalahinay, no nangalatra anao ka nitondra ny mpanjaka sy ny ankohonany ary ny olon'i Davida rehetra teny aminy hita an'i Jordana?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary indreo, ny lehilahin’ny Israely rehetra dia nankao amin’ny mpanjaka ka niteny taminy hoe: Nahoana ny lehilahin’ny Joda, rahalahinay, no nangalatra anao ka nitondra ny mpanjaka sy ny ankohonany ary ny olon’i Davida rehetra teny aminy hita an’i Jordana?
malagasy
[Ny nifandiran'ny Isiraely sy ny Joda, ary ny niodinan'i Seba] Ary, indreo, ny lehilahy rehetra amin'Isiraely nankao amin'ny mpanjaka ka nanao taminy hoe: Nahoana ny lehilahy amin'ny Joda, rahalahinay, no nangalatra anao ka nitondra ny mpanjaka sy ny ankohonany ary ny olon'i Davida rehetra teny aminy hita an'i Jordana?