2 Samuel 19:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa nanarona ny tavany ny mpanjaka sady nidradradradra tamin’ny feo mafy hoe: Ry Absaloma, zanako! Ry Absaloma, zanako, ry zanako ô!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa nanarona ny tavany ny mpanjaka nanao hoe: «Ry Absalôma zanako, ry zanako ô!» Dia niditra tao amin’ny mpanjaka, tao aminy, i Jôaba, ka nanao hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa nanaron-tava ny mpanjaka sady mbola nikiakiaka mafy hoe: –Ry Absalôma zanako ô! Ry Absalôma zanako ô! Ry zanako ô!
Malagasy Bible 1865
Fa ny mpanjaka nanarona ny tavany sady nidradradradra tamin'ny feo mafy hoe: Ry Absaloma, zanako, ry Absaloma, zanako, zanako ô!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa nanarona ny tavany ny mpanjaka sady nidradradradra tamin’ny feo mafy hoe: Ry Absaloma, zanako! Ry Absaloma, zanako, ry zanako ô!
malagasy
Fa ny mpanjaka nanarona ny tavany sady nidradradradra tamin'ny feo mafy hoe: Ry Absaloma, zanako, ry Absaloma, zanako, zanako ô!