2 Samuel 2:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Efapolo taona no nahaveloman’Isboseta, zanak’i Saoly, fony izy nanomboka nanjaka tamin’ny Israely, ary roa taona no nanjakany. Ny fokon’i Joda ihany no nomba an’i Davida.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Efa efapolo taona i Isbôseta zanak’i Saola fony izy nanjaka tamin’i Israely ary roa taona no nanjakany. Ny fokon’i Jodà irery ihany no nomba an’i Davida.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Efapolo taona i Isbôsèta zanakalahin’i Saoly raha nanjaka tamin’i Israely, ary roa taona no nanjakany. Ny fokon’i Joda ihany no nanaiky an’i Davida.
Malagasy Bible 1865
(Ary efa-polo taona no nahaveloman'Isboseta, zanak'i Saoly, fony izy vao nanjaka amin'ny Isiraely, ary roa taona no nanjakany.) Fa ny firenen'i Joda nomba an'i Davida.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Efapolo taona no nahaveloman’Isboseta, zanak’i Saoly, fony izy nanomboka nanjaka tamin’ny Israely, ary roa taona no nanjakany. Ny fokon’i Joda* ihany no nomba an’i Davida.
malagasy
(Ary efa-polo taona no nahaveloman'Isboseta, zanak'i Saoly, fony izy vao nanjaka amin'ny Isiraely, ary roa taona no nanjakany.) Fa ny firenen'i Joda nomba an'i Davida.