2 Samuel 2:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fito taona sy enim-bolana no nanjakan’i Davida tao Hebrona tamin’ny taranak’i Joda.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary fito taona sy enim-bolana no andro nanjakan’i Davida tao Hebrôna tamin’ny fokon’i Jodà.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fito taona sy tapany no nanjakan’i Davida tamin’ny fokon’i Joda tao Hebrôna.
Malagasy Bible 1865
Ary ny andro nanjakan'i Davida tao Hebrona tamin'ny taranak'i Joda dia fito taona sy enim-bolana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fito taona sy enim-bolana no nanjakan’i Davida tao Hebrona tamin’ny taranak’i Joda.
malagasy
Ary ny andro nanjakan'i Davida tao Hebrona tamin'ny taranak'i Joda dia fito taona sy enim-bolana.