2 Samuel 2:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary i Abnera, zanak’i Nera, sy ny mpanompon’Isboseta, zanak’i Saoly, dia niala tao Mahanaima ka nankany Gibeona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nivoaka avy ao Mahanaîma i Abnera zanak’i Nera, mbamin’ny mpanompon’i Isbôseta zanak’i Saola hamely an’i Gabaôna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niala tao Mahanaîma i Abinera zanakalahin’i Nera sy ny mpanompon’i Isbôsèta zanakalahin’i Saoly ka nankany Gibehôna.
Malagasy Bible 1865
Ary Abnera, zanak'i Nera, sy ny mpanompon'Isboseta, zanak'i Saoly, niala tao Mahanaima ka nankany Gibeona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary i Abnera, zanak’i Nera, sy ny mpanompon’Isboseta, zanak’i Saoly, dia niala tao Mahanaima ka nankany Gibeona.
malagasy
Ary Abnera, zanak'i Nera, sy ny mpanompon'Isboseta, zanak'i Saoly, niala tao Mahanaima ka nankany Gibeona.